Ny sakafo maraina, sakafo atoandro, sakafo hariva ary koa ireo sakafo maivan'ny patisserie dia atolotra ao amin'ny trano fisakafoanana sy any amin'ny efitrano. Fifandraisana Wi-Fi, toeram-pihantsonana voaharamaso 24 ora mandritra ny andro iray ao koa ny serivisy fanasan-dàlana ho an'ny vahiny rehetra.
Ny efitrano misy rihana rehetra dia manana lavarangana, ny bungalows ihany koa dia misy balcon izay samy mahatazana zaridaina avokoa.
Vidin'ny 2023
Rez-de-chausée (C7, C8, C9, C10, C11, C12) | 50,000 Ar |
Etage (C1, C2, C3, C4, C5, C6) | 55,000 Ar |
Bungalow (B1, B2, B3, B4) | 65,000 Ar |
Grand Chambre (C13, C14, C15, C16, C18) | 75,000 Ar |
Chambre Famille (2 per et 2 enfants) (C20) | 95,000 Ar |
Chambre Famille (2 per et 3 enfants) (C19) | 115,000 Ar |
Lit supplémentaire (Simple place) | 10,000 Ar |
Antenainay fa ho afa-po ianao aminy famdraisana.