MALAGASY | ENGLISH | FRANÇAIS

Ny MIMI Restaurant dia Manolotra antsika sakafo sahaza ho an'ny fotoana rehetra, na kely na lehibe, toy ny mariazy, fihaonambe, fitsingerenan'ny andro nahaterahana sy hetsika maro hafa. Ny rihana ambonin'ilay trano fisakafoanana dia mahazaka vahiny manodidina 120 isa. Raha tsy izany dia afaka manome serivisy feno any amin'ny toerana hafa any Sambava izahay.


Mifandraisa aminay hatrany raha misy hevitra na zavatra hafa takinao dia faly izahay hanampy amin'ny famolavolana sy fandaminana ny hetsika manokana ataonao.