MALAGASY | ENGLISH | FRANÇAIS


Ny patisserie dia manolotra fisafidianana ny mofomamy, dite, kafe, sôkôla mafana ary sakafo maivana hafa.

Ny fotoana fisokafana dia ny alatsinainy hatramin'ny asabotsy eo anelanelan'ny 7 ora hatramin'ny 1 ora sy eo anelanelan'ny 3 ora ka hatramin'ny 8 ora ary ny alahady eo anelanelan'ny 7 ora ka hatramin'ny 1 ora ny hariva dia 5 ora ka hatramin'ny 8 ora.

Sakafo

Gâteau riz
2 000 Ar

Madeleine
2 000 Ar

Gâteau au manioc
2 000 Ar

Croissant
2 000 Ar


Croissant fromage
2 000 Ar

Gâteaux d'épice chocolat
5 000 Ar

Tarte au fruit
5 000 Ar

Gâteau ŕ la crčme de coco
3 000 Ar

Gâteau au moka
2 000 Ar


Éclaire au chocolat
3 000 Ar

Rouleau de gâteau au chocolat
3 500 Ar

Rouleau ŕ gâteau blanc
3 000 Ar

Rouleau de gâteau rouge
2 000 Ar

Opera
5 000 Ar

Pizza au poulet
6 000 Ar

Samosa
700 Ariary p / iray (farafaha-keliny 10)


Ho fanampin'ny fifidiananay ny mofomamy, dia manolotra mofomamy, episy, saosy maintso ary koa ny tantely SOA Finiavana avy amin'ny faritra misy antsika.


Ny fivarotana kely ihany koa dia mivarotra zavatra isan-karazany mahasoa ho anao toy ny borosy nify, ny savony ary odimoka.

Mofomamy araky ny filanao


Manolotra mofomamy ho an'ny fampakaram-bady, fitsingerenan'ny andro nahaterahana, batisa ary hetsika manokana izahay.

  Gâteaux standard au beurre Gâteaux aux fruits ŕ la crčme fraiche Endrika
An'olona 6 70,000 Ar / 350,000 FMG 80,000 Ar / 400,000 FMG Boribory
An'olona 8 80,000 Ar / 400,000 FMG 90,000 Ar / 450,000 FMG Boribory
An'olona 10 900,000 Ar / 450,000 FMG 100,000 Ar / 500,000 FMG Boribory
An'olona 20 130,000 Ar / 650,000 FMG 140,000 Ar / 700,000 FMG Efajoro
An'olona 30 150,000 Ar / 750,000 FMG 160,000 Ar / 800,000 FMG Efajoro
Mihoatran'ny olona 60 Arakaraky ny habehany ny vidiny Arakaraky ny habehany ny vidiny Efajoro misy rihana

Raha misy hetahatanao manokana dia aza misalasala manantona anay fa vonona hanome fahafaham-po anao izahay hanamboatra mofomamy araky ny safidinao.